FISARAHANA (Koike)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny tonga izao ny fotoana
Izay hisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny fisarahana
        kjmbgi          Eny tsy tantiko tononkira.serasera.org ny hanatrika
                 Izao fotoana izao  bzrxl                pdknulyy                      }   bis
                 Mangoraka ny foko malahelo
                 Ka dia veloma, veloma re no hapetrako
Enga anie isika hisy fihaonana
Indray andro any
Amin’izay hifaly, hifampihomehy
Sy hifampiantoraka
O!o!o!o Veloma e!
O!o!o!o Aza manadino e!
O!o!o!o Manorata

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0152