Ny lambanao mikopakopaka (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara gzjfqe sy mahate-ho tia
Ny lambanao mikopakopaka
Toa miantso manao hoe avia
Ny lambanao mikopakopaka
Ny fihetsika malemy paika,
Tsy miraika toa tsy maika,
Ny fitafy tsy misy amgwjt haitraitra,
Tena raitra ka manaitra.
Tena kanto eny kanto aoka izany
Ny lambanao ncdkgvlm mikopakopaka
ka nambabo ny foko avy tononkira.serasera.org hatrany
Ny lambanao mikopakopaka
Ny akanjonao tsara didy,
Tarafin’ny elonao mena,
Mihatsara sy mitombo vidy
Ravahan’ireo volamena
Manendrika anao avokoa,
Nefa asa ho’aho Ramatoa
Dia tonga ny lamaody vao
Nanampy ny nentim-bahiny
Nanaraka izany ianao
Ka hita fa tsy nisy tsiny,
Kanefa ho famenon’izany,
Ny lambanao teo ihany.
Ny lambanao mikopakopaka
Toa miantso manao hoe avia
Ny lambanao mikopakopaka
Ny fihetsika malemy paika,
Tsy miraika toa tsy maika,
Ny fitafy tsy misy amgwjt haitraitra,
Tena raitra ka manaitra.
Tena kanto eny kanto aoka izany
Ny lambanao ncdkgvlm mikopakopaka
ka nambabo ny foko avy tononkira.serasera.org hatrany
Ny lambanao mikopakopaka
Ny akanjonao tsara didy,
Tarafin’ny elonao mena,
Mihatsara sy mitombo vidy
Ravahan’ireo volamena
Manendrika anao avokoa,
Nefa asa ho’aho Ramatoa
Dia tonga ny lamaody vao
Nanampy ny nentim-bahiny
Nanaraka izany ianao
Ka hita fa tsy nisy tsiny,
Kanefa ho famenon’izany,
Ny lambanao teo ihany.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 8156
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/02/2002 20:32
