Ny lambanao mikopakopaka (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara sy mahate-ho tia
Ny lambanao mikopakopaka
Toa miantso manao hoe avia
Ny lambanao mikopakopaka
Ny fihetsika malemy paika,
Tsy miraika toa tsy maika,
Ny fitafy tsy misy haitraitra,
Tena raitra ka manaitra.

Tena kanto eny kanto tononkira.serasera.org aoka izany
Ny lambanao mikopakopaka
ka nambabo ny foko avy hatrany
Ny lambanao mikopakopaka

Ny akanjonao tsara didy,
Tarafin’ny elonao mena,
Mihatsara sy mitombo vidy
Ravahan’ireo volamena
Manendrika anao avokoa,
Nefa asa ho’aho Ramatoa

Dia tonga ny lamaody vao
Nanampy ny nentim-bahiny
Nanaraka izany ianao
Ka hita eums fa tsy nisy gaaizy tsiny,
Kanefa ho famenon’izany,
Ny lambanao qwphu teo ihany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115