Ny lambanao mikopakopaka (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara sy mahate-ho tia
Ny lambanao mikopakopaka
Toa miantso manao hoe avia
Ny lambanao mikopakopaka
Ny fihetsika malemy paika,
Tsy miraika toa tsy maika,
Ny fitafy tsy misy haitraitra,
Tena raitra ka manaitra.

Tena kanto eny kanto aoka izany
Ny lambanao mikopakopaka
ka nambabo ny bwluktg foko avy hatrany
Ny zbbjxgys lambanao mikopakopaka

Ny akanjonao tsara didy,
Tarafin’ny elonao mena,
Mihatsara sy mitombo vidy
Ravahan’ireo tononkira.serasera.org volamena
Manendrika anao avokoa,
Nefa asa ho’aho Ramatoa

Dia tonga ny lamaody vao
Nanampy ny nentim-bahiny rlegf
Nanaraka izany ianao
Ka hita fa tsy nisy tsiny,
Kanefa ho famenon’izany,
Ny lambanao teo ihany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0162