avelao (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
avelao tononkira.serasera.org any
avelao any ny taloha
adinoy any
adinoy vcffn any tsy hifoha
raha ny lasa
raha ny lasa no nania
ao ny ampitso
ao ny ampitso mirana
ho jwddzor ela ihany izany mbola hiainana
ho lava ihany ny lalana ho diavina
omeo ahy ny tananao
avy tantano aho
mety ho mafy
mafy ny ady piainana
tsy maintsy misy
misy ny andro mierika
na izany aza
avelao any ny taloha
na izany aza
adinoy any tsy oytublzj hifoha
ho ela ihany izany mbola hihainana
ho lava ihany ny lalana ho diavina
omeo ahy ny tananao
avy tantano ahy
avelao any ny taloha
adinoy any
adinoy vcffn any tsy hifoha
raha ny lasa
raha ny lasa no nania
ao ny ampitso
ao ny ampitso mirana
ho jwddzor ela ihany izany mbola hiainana
ho lava ihany ny lalana ho diavina
omeo ahy ny tananao
avy tantano aho
mety ho mafy
mafy ny ady piainana
tsy maintsy misy
misy ny andro mierika
na izany aza
avelao any ny taloha
na izany aza
adinoy any tsy oytublzj hifoha
ho ela ihany izany mbola hihainana
ho lava ihany ny lalana ho diavina
omeo ahy ny tananao
avy tantano ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 14305
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsiory
Daty : 10/02/2002 20:48
