Ny hirako (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
admi
N’inon’inona ho androko
Na finaritra aho jvvepkga na ory
Na ho maty ao ny masoandroko
Ny hirahirahirako, ny hirako tsy hiato akory
Angamba aza ho alàna amiko
Ny mety ho ahy rehetra rehetra
Ny tiako ny ahy koa: ny taniko,
Ny hirahirako tsy ygqvwdwr maintsy hitoetra
Tsy to angamba izay tononkira.serasera.org kinasa
Ny fahatanorana ho lasa
Ny fahanterana: manjokaiky
Ny fahafatesana: manakaiky
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko anao
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko anao
Feony: Ramaroson Wilson
Tonony: Dox
Mihira: Tarika Ramaroson Wilson
N’inon’inona ho androko
Na finaritra aho jvvepkga na ory
Na ho maty ao ny masoandroko
Ny hirahirahirako, ny hirako tsy hiato akory
Angamba aza ho alàna amiko
Ny mety ho ahy rehetra rehetra
Ny tiako ny ahy koa: ny taniko,
Ny hirahirako tsy ygqvwdwr maintsy hitoetra
Tsy to angamba izay tononkira.serasera.org kinasa
Ny fahatanorana ho lasa
Ny fahanterana: manjokaiky
Ny fahafatesana: manakaiky
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko anao
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko anao
Feony: Ramaroson Wilson
Tonony: Dox
Mihira: Tarika Ramaroson Wilson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ramaroson WilsonVangy : 12295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 05/06/2009 16:22
