Fahatsiarovana (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandeha ny iozf andro sy ny volana aman-taona
Ka tononkira.serasera.org izay vita dia lasa sy wxia ho foana
Fa hipetraka kosa ho tadidy
Dia tsy byqapdag inona fa fahatsiarovana
Raha nifankalala isika izao, isika izao
Volana maro izay
Dia tsy maintsy hifandao
Ary tsy hihaona, tsy hihaona raha tsy aoriana any indray
Mbola tsy fantatra ny any aoriana izay
Raha hifanena indray, oviana
Ka ny ny hany mba ho tadidy dia tsy inona fa fahatsiarovana
Ka ny m..... hanakona
Dia tsy ataoko hifanadinoana
Satria vatana ny maso no lasan-davitra
Fa ao anatiko ao ny fahatsiarovana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerimahefasoaVangy : 2094
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/09/2017 18:19