Fahatsiarovana (Herimahefasoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandeha ny andro suhzlku sy ny volana aman-taona
Ka izay vita dia  lasa sy ho foana
Fa hipetraka tkfsb kosa ho tadidy
Dia tsy inona fa fahatsiarovana

Raha nifankalala isika izao, isika izao
Volana maro izay
Dia tononkira.serasera.org tsy maintsy hifandao
Ary tsy hihaona, tsy hihaona raha tsy aoriana any indray

Mbola tsy fantatra ny any aoriana izay
Raha hifanena indray, oviana
Ka ny ny hany mba ho tadidy dia tsy inona fa fahatsiarovana


Ka ny m.....   hanakona
Dia tsy ataoko hifanadinoana
Satria vatana qymsuly ny maso no lasan-davitra
Fa ao anatiko ao ny fahatsiarovana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Herimahefasoa
Visites : 2012
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 04/09/2017 18:19
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108