Fahatsiarovana (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandeha ny andro sy ny volana aman-taona
Ka izay vita dia lasa sy ho foana
Fa hipetraka kosa cmbb ho tadidy
Dia tsy glysjnp inona fa fahatsiarovana
Raha nifankalala isika izao, isika izao
Volana maro izay
Dia tsy maintsy hifandao
Ary tsy hihaona, tsy hihaona raha tsy aoriana any indray
Mbola tsy fantatra ny any aoriana izay
Raha hifanena indray, oviana
Ka ny ny hany mba ho tadidy dia tsy inona fa iazljcw fahatsiarovana
Ka ny m..... hanakona
Dia tsy ataoko tononkira.serasera.org hifanadinoana
Satria vatana ny maso no lasan-davitra
Fa ao anatiko ao ny fahatsiarovana
Ka izay vita dia lasa sy ho foana
Fa hipetraka kosa cmbb ho tadidy
Dia tsy glysjnp inona fa fahatsiarovana
Raha nifankalala isika izao, isika izao
Volana maro izay
Dia tsy maintsy hifandao
Ary tsy hihaona, tsy hihaona raha tsy aoriana any indray
Mbola tsy fantatra ny any aoriana izay
Raha hifanena indray, oviana
Ka ny ny hany mba ho tadidy dia tsy inona fa iazljcw fahatsiarovana
Ka ny m..... hanakona
Dia tsy ataoko tononkira.serasera.org hifanadinoana
Satria vatana ny maso no lasan-davitra
Fa ao anatiko ao ny fahatsiarovana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HerimahefasoaVisites : 2068
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 04/09/2017 18:19
