Fahatsiarovana (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rvfsetx
Mandeha ny andro sy ny volana aman-taona
Ka izay vita dia lasa sy ho foana
Fa hipetraka bsse kosa ho tadidy
Dia tsy inona fa fahatsiarovana
Raha nifankalala isika izao, isika izao
Volana maro izay
Dia tsy maintsy hifandao
Ary tsy gfwjzmq hihaona, tsy hihaona raha tsy aoriana any indray
Mbola tsy fantatra ny any aoriana izay
Raha hifanena indray, oviana
Ka ny ny tononkira.serasera.org hany mba ho tadidy dia tsy inona fa fahatsiarovana
Ka ny m..... hanakona
Dia tsy ataoko hifanadinoana
Satria vatana ny maso no lasan-davitra
Fa ao anatiko ao ny fahatsiarovana
Mandeha ny andro sy ny volana aman-taona
Ka izay vita dia lasa sy ho foana
Fa hipetraka bsse kosa ho tadidy
Dia tsy inona fa fahatsiarovana
Raha nifankalala isika izao, isika izao
Volana maro izay
Dia tsy maintsy hifandao
Ary tsy gfwjzmq hihaona, tsy hihaona raha tsy aoriana any indray
Mbola tsy fantatra ny any aoriana izay
Raha hifanena indray, oviana
Ka ny ny tononkira.serasera.org hany mba ho tadidy dia tsy inona fa fahatsiarovana
Ka ny m..... hanakona
Dia tsy ataoko hifanadinoana
Satria vatana ny maso no lasan-davitra
Fa ao anatiko ao ny fahatsiarovana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HerimahefasoaHits : 2070
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 04/09/2017 18:19
