HARENAKO (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harenako sy vatosoa ianao
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny foko hatrizao
Matoa ny foko anie tia anao
Dia noho ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao
Izao isika tononkira.serasera.org dia tafaray
Nakambana ho olona iray
Anio sy ho mandrakizay
Ianao no lambam-pitia nomeko
Ny foko satria pfgmvb rccm nekeko
Nomeko ny hoe "ho vntzkeyx doria"
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny foko hatrizao
Matoa ny foko anie tia anao
Dia noho ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao
Izao isika tononkira.serasera.org dia tafaray
Nakambana ho olona iray
Anio sy ho mandrakizay
Ianao no lambam-pitia nomeko
Ny foko satria pfgmvb rccm nekeko
Nomeko ny hoe "ho vntzkeyx doria"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 10357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 08/09/2005 13:53
