Hatramin'izao ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tsahiviko androany
Ilay andro nandravana ilay fitiavantsika
Tsy misy nety handefitra jkbpp
Samy nirintona
Dia tinapaka teo, ‘lay tantara
Nofaranana fa hoe :
Tsy anjara !

Ref : Hatramin’izao aho tononkira.serasera.org tsy mety mino
Fa hoe iza sy ianao hifanadino
Ka hizara ilay làlana
Ho sampanana
Hatramin’iny ka hatramin’izao
Ny foko mbola tia anao
Saingy hokoboniko ho ahy samirery bqekrgj
Satria fitia tsy an-tery. jtfhnetu


http://tarikazay.alterlinks.com/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 'Zay
Vangy : 25310
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122