Mangana (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon-dokanga moramora mampatsiaro safosafo
Toreon-gitara mitaraina langolango malaindaina
Mitanisa zava-maro tsy hitako hotantaraina
Misakobom-bodofotsy aho mitoretra lasa saina
Rehefa merika iny ny andro mahangolingolin’ny ando
Tsy haiko intsony na ny foko na ny lanitra no miofo
Satriko ihany tsy hitomany, tononkira.serasera.org miezaka aho ho mafy loha
Nefa ny lanitra am’zany malomaloka ka vrcw asa
Izany retraretra izany sy izao retraretra izao
Mampandrangon-drindrina ahy, hsnycq ny alokao mananihany
Maninona no dia ririnina no ailadlik iny ianao vao sahy nandao
Ny eritreritro fihino ataovy entakelinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 4794
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 30/10/2008 17:21