FANAHY MASINA (GROUPE TAMIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fanahy tononkira.serasera.org Masina ô miantso Anao aho
Fa maniry enhjvxwd ny fanatrehanao
Mamenoa ny fo, saina sy fanahy
Mba midina eto anio Ianao
Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa mangetaheta ny hasoavanao
Raiso ny amiko, indro atolotro
Mba hanjakanao mandrakizay
REF : Aiza Ianao Fanahy, hitari-dàlana ahy
Ary hanenika ahy ny hatsaranao
Mamy ho ahy tokoa, ny hosotrao aosv Tompo ô
Tiako sy tsy foiko Ianao
Music
REF : dbby ………………………… (x2)
2-Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa maniry ny fanatrehanao
Raiso ny amiko, indro atolotro
Mba hanjakanao mandrakizay
(x2)
Fa maniry enhjvxwd ny fanatrehanao
Mamenoa ny fo, saina sy fanahy
Mba midina eto anio Ianao
Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa mangetaheta ny hasoavanao
Raiso ny amiko, indro atolotro
Mba hanjakanao mandrakizay
REF : Aiza Ianao Fanahy, hitari-dàlana ahy
Ary hanenika ahy ny hatsaranao
Mamy ho ahy tokoa, ny hosotrao aosv Tompo ô
Tiako sy tsy foiko Ianao
Music
REF : dbby ………………………… (x2)
2-Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa maniry ny fanatrehanao
Raiso ny amiko, indro atolotro
Mba hanjakanao mandrakizay
(x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GROUPE TAMIAVangy : 2038
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 0341131376
Daty : 28/12/2021 23:23
