FANAHY MASINA (GROUPE TAMIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa maniry ny fanatrehanao
Mamenoa ny fo, saina sy fanahy
Mba midina eto anio Ianao
Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa mangetaheta ny hasoavanao
Raiso ny amiko, indro atolotro
Mba hanjakanao mandrakizay
REF nugsyby : Aiza Ianao Fanahy, hitari-dàlana tononkira.serasera.org ahy
Ary hanenika ahy ny hatsaranao
Mamy mybc ho ahy tokoa, ny hosotrao Tompo ô
Tiako sy tsy foiko jhbv Ianao
Music
REF : ………………………… (x2)
2-Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa maniry ny fanatrehanao
Raiso ny amiko, indro atolotro
Mba hanjakanao mandrakizay
(x2)
Fa maniry ny fanatrehanao
Mamenoa ny fo, saina sy fanahy
Mba midina eto anio Ianao
Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa mangetaheta ny hasoavanao
Raiso ny amiko, indro atolotro
Mba hanjakanao mandrakizay
REF nugsyby : Aiza Ianao Fanahy, hitari-dàlana tononkira.serasera.org ahy
Ary hanenika ahy ny hatsaranao
Mamy mybc ho ahy tokoa, ny hosotrao Tompo ô
Tiako sy tsy foiko jhbv Ianao
Music
REF : ………………………… (x2)
2-Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa maniry ny fanatrehanao
Raiso ny amiko, indro atolotro
Mba hanjakanao mandrakizay
(x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GROUPE TAMIAVangy : 2125
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 0341131376
Daty : 28/12/2021 23:23
