FANAHY MASINA (GROUPE TAMIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fanahy Masina ô miantso skbip Anao aho
Fa maniry ny fanatrehanao
Mamenoa ny fo, saina sy fanahy
Mba midina eto anio Ianao
Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa mangetaheta ny hasoavanao
Raiso tononkira.serasera.org ny amiko, indro atolotro
Mba hanjakanao mandrakizay
REF : Aiza Ianao Fanahy, hitari-dàlana ahy
Ary geykc hanenika ahy ny hatsaranao
Mamy ho ahy tokoa, ny hosotrao Tompo ô
Tiako sy tsy foiko Ianao
Music
REF : ………………………… (x2)
2-Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa maniry ny fanatrehanao
Raiso ny amiko, indro atolotro
Mba cnykq hanjakanao mandrakizay
(x2)
Fa maniry ny fanatrehanao
Mamenoa ny fo, saina sy fanahy
Mba midina eto anio Ianao
Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa mangetaheta ny hasoavanao
Raiso tononkira.serasera.org ny amiko, indro atolotro
Mba hanjakanao mandrakizay
REF : Aiza Ianao Fanahy, hitari-dàlana ahy
Ary geykc hanenika ahy ny hatsaranao
Mamy ho ahy tokoa, ny hosotrao Tompo ô
Tiako sy tsy foiko Ianao
Music
REF : ………………………… (x2)
2-Fanahy Masina ô miantso Anao aho
Fa maniry ny fanatrehanao
Raiso ny amiko, indro atolotro
Mba cnykq hanjakanao mandrakizay
(x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GROUPE TAMIAVisites : 2262
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : 0341131376
Date : 28/12/2021 23:23
