Mipitrapitra (feat Stéphanie Rakoto) (Titi Raha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangingina ao anatiko ao androany,
Mangingina lasa vinany.
Sentosento mameno ny jduktub akany,
Manjombonjombona any ho any.

Mipitrapitra aho,
Tena sina manirery.
Tonga tomany eumet ewtgkxoe aho.
Toa ranomason-jorery.
Very dia e, fa nilaozanao any.
Mba modia re, raha mbola misy any.

Tsy voarefy na voafefy ilay toloko ao,
Fa mampiabo ahiahy.
Tsy voarafy na dia mafy ny tononkira.serasera.org ao am-poko ao,
Mahabe fakam-panahy.


Tonony sy feony : Thierry Raharisoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Titi Raha
Vangy : 2284
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/11/2017 19:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.015