Neny (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny (3), Neny nitondra biby ankibo
Neny nibaby varatra
Neny fola-damosina

  Nitaiza biby antrano ianao
  Ka raha tsy afolakao
  Tonga izy dia hitroatra

  Raha gaigy ny zanakao
  Hisavorovoro ireo olona
  Handeha hamono oiudw ilay biby

Neny (3) ...

  Vaky ny tafotranonao
  Hanidina ny zanakao
  Hanaraka ny habakabaka

  Zaza teraka amoron-drano
  Hanonja ny fiainany
  Hohadinony ny reniny

Neny (3) ...

  Tantananao ny diany
  Itsahiny ny lohanao
  Nefa ianao tsy hiteny

  Hihazakazaka handeha
tononkira.serasera.org  Ny volana sy ny taona
  vgtmxx Ho aiza izao ’lay zanakao

Neny (3) qiar ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0148