Neny

Lohateny Neny
Nampiditra konota
Tamin'ny 08/11/2007 19:16
Vangy : 808

NB: Ny ankihibe manindry ny corde "E" @ le FA

    FA#?: 2XX23X (passage FA--SOL)




 REF: DO-DO#-REm    FA    FA#?            SOL
      Neny   (3),   Neny nitondra biby ankibo
      MI             LAm
      Neny nibaby varatra
      FA     SOL      LAm (MIm LA7)
      Neny fola-damosina


  REm                   LAm
  Nitaiza biby antrano ianao
         LAm        MI
  Ka raha tsy afolakao
        MI           LAm  LA7
  Tonga izy dia hitroatra


  REm               LAm
  Raha gaigy ny zanakao
         LAm          MI
  Hisavorovoro ireo olona
        MI             LAm (MI LAm SOL)
  Handeha hamono ilay biby



Neny (3) ...



  Vaky ny tafotranonao

  Hanidina ny zanakao

  Hanaraka ny habakabaka



  Zaza teraka amoron-drano 

  Hanonja ny fiainany

  Hohadinony ny reniny



Neny (3) ...



  Tantananao ny diany

  Itsahiny ny lohanao

  Nefa ianao tsy hiteny



  Hihazakazaka handeha

  Ny volana sy ny taona

  Ho aiza izao 'lay zanakao



Neny (3) ...
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0083