Etsy am-bavahady (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy ambavahady aho miandry anao handeha
Ny andalovanao fotsiny aloha dia efa zava-dehibe
Izay fomba iresahantsika io no mamaky loha sola oo
Tsy mahita fika fa miarahaba dia manontany ora.
Ahoana no anaovako azy eee
Tonga dia bedaiko tononkira.serasera.org sa avela hipelipelika eny ihany
Ahoana sy ahoana ee ny anaovako azy ee
Raha tratrako androany, asabotsy ataoko mariazy
Miandry an'azy aho gvtqr iny hariva somambisamby
Maizin-dratsy aho iny e iny miala any
Fa nony efa akaiky, hay tsy izy irery fa wvmh toa olon-droa ooo
Very aho lesy a, nisitrika amin'ny rfchxb zoron-tamboho o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TseloninaVangy : 2841
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lotibe
Daty : 16/04/2019 11:37