Etsy am-bavahady (Tselonina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy ambavahady aho miandry anao handeha
Ny andalovanao fotsiny xtwzihim aloha dia efa zava-dehibe
Izay fomba iresahantsika io no mamaky loha sola oo
Tsy qblf mahita fika fa miarahaba dia manontany ora.

Ahoana no anaovako azy eee
Tonga dia bedaiko sa avela hipelipelika eny ihany
Ahoana sy ahoana ee ny anaovako tononkira.serasera.org azy ee
Raha tratrako androany, asabotsy ataoko mariazy

Miandry an'azy aho iny hariva somambisamby
Maizin-dratsy aho iny e iny ifaq miala any
Fa nony efa akaiky, hay tsy izy irery fa toa olon-droa ooo
Very aho lesy a, nisitrika amin'ny  zoron-tamboho o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tselonina
Vangy : 2842
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lotibe
Daty : 16/04/2019 11:37
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0244