Etsy am-bavahady (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy ambavahady aho miandry anao handeha
Ny andalovanao fotsiny aloha epbudzw dia efa zava-dehibe
Izay fomba iresahantsika io no mamaky loha sola lcpstrwq oo
Tsy mahita fika fa miarahaba dia manontany ora.
Ahoana no anaovako azy eee
Tonga dia bedaiko sa avela hipelipelika eny ihany
Ahoana sy ahoana ee ny anaovako azy ee
Raha tratrako androany, asabotsy ataoko mariazy
Miandry an'azy aho iny hariva somambisamby
Maizin-dratsy aho iny e tononkira.serasera.org iny miala any
Fa nony efa akaiky, hay tsy izy irery fa toa olon-droa ooo
Very qsscmpos aho lesy a, nisitrika amin'ny zoron-tamboho o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TseloninaVangy : 2909
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lotibe
Daty : 16/04/2019 11:37