You are here: home > Tononkira > Tselonina

Lalovanao (Tselonina)

Lalovanao lalo lalovanao ilay tanananay
Vohitra iray, zay rehetra namana dia niombo-pitia
Lalovanao lalo lalovanao ilay tanananay
Vohitra iray, ny ampanga maniry, aiza ? eto amy saro-tsandry

Tianay o - tianay o ianao raha mba eo
Tianay o - tianay o, mipetrapetraha.

Miantsoantso anao ikala taotononkira.serasera.orgtaokafa
Taotaoka tatsy, taotaoka tetsy, nefa tsisy namaly.
Miantsoantso anao ikala taotaokafa
Taotaoka tatsy, taotaoka tetsy, nefa tsisy namaly.

Raondraonanao ny andian-tantely
Higoka ireo mamy, ireo voninkazo ’zay natolony anao.
Raondraonanao ny andian-tantely
Higoka ireo mamy, ireo voninkazo ’zay natolony anao.



Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tselonina
Mpamaky : 9632
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : pissoa
Tamin'ny : 22/08/2006 17:01:11
ID : 3841

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo