Tselonina
82
Nampiditra :
Tamin'ny : 06/03/2003 18:18:49
Mombamomba :
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- Alimanaka
- Avy iny orana iny
- Aza manambe
- BOGOSY FA TSY AMPY SAOSY
- Canapé
- Dia nindramiko
- Dieny tsy mamo
- Etsy am-bavahady
- Firaisankina no ifaninanana
- FITIAVANA
Hevitra mandeha
monstre (10/04/2010 08:04:48)
Izaho manina an'i BODON"IARIVO! Sao mba misy manana ny tonon'io hira io ianareo (BODON"IARIVO)
Luix (12/01/2009 08:41:04)
Mba mitady ny Tononyi:"IZANY NO MALAZA " Maika Be. LUIX
Cads (16/01/2007 06:58:41)
sao dia misy manana tonin'i Môly be nareo e?
ugh (17/10/2006 15:28:50)
Mahatsiaro ny fahazazana t@ taona 80 sy 90 é!Ao foana le revy,ary mahafinaritra fa dia manaraka ny toetr'andro foana (mis à jour),mitsiky ary mikàkàkàkà rehefa maheno an'i raini-Tsé!Favy foana é!