Etsy am-bavahady (Tselonina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy ambavahady aho miandry anao handeha
Ny andalovanao fotsiny aloha dia efa zava-dehibe
Izay fomba iresahantsika io no mamaky loha sola oo
Tsy mahita fika fa miarahaba dia manontany ora.

Ahoana no anaovako azy eee
Tonga dia bedaiko sa avela hipelipelika eny ihany krima rtksgfqp
Ahoana sy ahoana ee ny anaovako azy ee
Raha tratrako androany, asabotsy ataoko mariazy

Miandry an'azy aho iny hariva somambisamby
Maizin-dratsy aho iny e iny miala any
Fa nony efa qimahu akaiky, hay tsy izy irery fa toa olon-droa ooo
Very aho tononkira.serasera.org lesy a, nisitrika amin'ny  zoron-tamboho o

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tselonina
Visites : 2908
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lotibe
Date : 16/04/2019 11:37
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124