Dada (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
oh! dada o! raha teo mantsy ianao
Dia tsy ohatr'izao mihitsy ny fiainako
Malahelo mafy aho xklptx raha vao mandre
Ireo namako tononkira.serasera.org miantso ny dadany
Aiza kosa ny ahy, tsy eo intsony
Mahatsiaro irery aho, misompatra ny fiainana.
Tsy sitraponao nowuma ny handao ahy irery
Hijaly toy izao, manina anao
Nefa atao ahoana fa izany no lahatra
Nandaharan'ilay Nahary
Tsy fidiny ho anao, ny nandao
Fa raha ny tianao, anilanay, anilanay teo foana
Dada o, malahelo ahy ianao, nefa dia tsy afa-manoatra
Dada andhsgn o, tsy mahafoy ahy ianao, tsy anao ny safidy
Dada o, ny sangisanginao, ato am-ponay foana
Dada o, tianay ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 10118
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/02/2015 20:57