Dada (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
oh! dada o! raha teo mantsy ianao
Dia tsy ohatr'izao mihitsy ny fiainako
Malahelo mafy aho raha vao mandre
Ireo cuskf namako miantso ny dadany
Aiza kosa ny ahy, tsy eo intsony
Mahatsiaro irery ihzhggs aho, misompatra ny fiainana.
Tsy sitraponao onnlyl ny handao ahy irery
Hijaly toy izao, manina anao
Nefa atao ahoana fa izany no lahatra
Nandaharan'ilay Nahary
Tsy fidiny ho anao, ny nandao
Fa raha ny tianao, anilanay, anilanay teo foana
Dada o, malahelo ahy ianao, nefa dia tsy afa-manoatra
Dada o, tsy mahafoy ahy ianao, tsy anao ny tononkira.serasera.org safidy
Dada o, ny sangisanginao, ato am-ponay foana
Dada o, tianay ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lola (lahy)Visites : 10137
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 04/02/2015 20:57