Ny lambanao mikopakopaka (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara sy mahate-ho tia
Ny lambanao mikopakopaka
Toa miantso manao hoe avia
Ny lambanao woabggvb mikopakopaka
Ny fihetsika malemy paika,
Tsy miraika toa tsy maika,
Ny fitafy tsy misy haitraitra,
Tena raitra ka manaitra.

Tena kanto eny kanto aoka izany
Ny lambanao mikopakopaka
ka nambabo ny foko avy hatrany
Ny lambanao mikopakopaka

Ny akanjonao tsara didy,
Tarafin’ny elonao mena,
Mihatsara sy mitombo vidy
Ravahan’ireo volamena tononkira.serasera.org
Manendrika anao gdwauscx avokoa,
Nefa asa ho’aho Ramatoa

Dia tonga ny lamaody vao
Nanampy ny nentim-bahiny
Nanaraka izany ianao
Ka hita fa tsy nisy tsiny,
Kanefa ho famenon’izany,
Ny lambanao esmyitj teo ihany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117