Fitia fararano (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha lazaina xhog aloha, hafa ihany koa
indray sabotsy hariva izay tao buhso an-trano
izaho irery moa, sorena be tokoa
varimbarin’alahelo toy ny mamo
teo am-parafara, teo ny valiha
sarinao, penina sy taratasy
te hanoratra aho, te hihira koa
mifangaro anefa tononkira.serasera.org ireo tao am-po
tsy tsaroako akory, renoka aho natory
nanonofy toa nahita anao hatrany
nifoha aho avy eo, injay toa nisy feo
vetsovetso mba voasoratro ihany
teny ankiroa, efa fantatrao
nosoratako tamin’ny sarinao
teny mqjkt kely ihany, teny tena mamy
mitory hasambarana tsy lany
teny tena mamy toy ny loharano
miritsoka fitia manganohano
toa feom-baliha fararano...
indray sabotsy hariva izay tao buhso an-trano
izaho irery moa, sorena be tokoa
varimbarin’alahelo toy ny mamo
teo am-parafara, teo ny valiha
sarinao, penina sy taratasy
te hanoratra aho, te hihira koa
mifangaro anefa tononkira.serasera.org ireo tao am-po
tsy tsaroako akory, renoka aho natory
nanonofy toa nahita anao hatrany
nifoha aho avy eo, injay toa nisy feo
vetsovetso mba voasoratro ihany
teny ankiroa, efa fantatrao
nosoratako tamin’ny sarinao
teny mqjkt kely ihany, teny tena mamy
mitory hasambarana tsy lany
teny tena mamy toy ny loharano
miritsoka fitia manganohano
toa feom-baliha fararano...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jérôme RandriaVangy : 7391
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 23/09/2003 17:59
