Iza (Max Exception)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no cboweza hisolo toerana ahy eo anatrehanao
Hilaza fa jmvsie hoe iipte tiako ianao mihoatra ny tsy hay
Satria ny fijerinao dia fiadiana iray
Ampy hampangina ahy, tsy hahaloa-teny
Ka iza ? oh oh iza
No mba tsara fanahy hisolo tena ahy hiteny izany ?
Iza ? ouh ouh iza ?
No hanampy ity mahantra manan-karena fitiavana
Rehefa mba mifanojo ny fijerintsika roa tononkira.serasera.org
Tsaroako tsisy hery aho ka tsy afa mihetsika
Kanefa amin'io fotoana io indrindra koa
No tiako hamihina sy hanoroka anao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Max ExceptionVangy : 14536
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/03/2015 00:35