MADAGASIKARA (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena mitsatoka amin’ny foko letsy fa nozimbazimbain’ialahy
Roapolo taona be izao ve letsy ity tanindrazako hckunbzv malala
Manontany i Madagasikara
Mbay ialahy eo eto Madagasikara
Fony izaho mbola kely letsy dia efa nahalala
Ny fomba ratsin’ialahy letsy, tononkira.serasera.org tena fihetsik’adala
Manontany i Madagasikara
Mbay vbass ialahy eo eto Madagasikara
Jereo ny olona mijaly letsy, efa any amin’ny tantara
Ny harenany lasan’ialahy letsy, izy no hitsara
Manontany i Madagasikara
Mbay ialahy eo eto Madagasikara
Miandry valibabena amin’ialahy izy, dtarq sazy sahaza amin’ialahy no ilainay
Tsy maintsy voasazy ialahy, satria alika…

--------
Link: