Farakely (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga aho dia nanoroka ny takolakao
Nefa ianao toa tsy mba nangoraka ahy
Angamba kosa efa lao
Mba hitanao tokoa va re
Ireto masoko mitoloko o ! o ! o !
Mitady fitiavana be dia be
Mba hampitony ny foko
Nangarika fotsiny ianao
Ka qcbzcr nanao jado-tongotra
Malama anie ny lalana ho diavinao
Ka sao ianao ho potraka
o ! o ! o !
Dia handao ahy tokoa ve ianao
Ry Farakely o ! o ! !
Fo maratra anie no sisa navelanao
o ! o ! o !
Nefa ianao sao mihevitra
Fa izaho hanaraka idzxjz anao
Ry Farakely mahalasa eritreritra
Zory ny lalanao o ! o! o!
Ry Farakely mahalasa tononkira.serasera.org eritreritra
Zory ny lalanao o ! fdwk o! o !
Nefa ianao toa tsy mba nangoraka ahy
Angamba kosa efa lao
Mba hitanao tokoa va re
Ireto masoko mitoloko o ! o ! o !
Mitady fitiavana be dia be
Mba hampitony ny foko
Nangarika fotsiny ianao
Ka qcbzcr nanao jado-tongotra
Malama anie ny lalana ho diavinao
Ka sao ianao ho potraka
o ! o ! o !
Dia handao ahy tokoa ve ianao
Ry Farakely o ! o ! !
Fo maratra anie no sisa navelanao
o ! o ! o !
Nefa ianao sao mihevitra
Fa izaho hanaraka idzxjz anao
Ry Farakely mahalasa eritreritra
Zory ny lalanao o ! o! o!
Ry Farakely mahalasa tononkira.serasera.org eritreritra
Zory ny lalanao o ! fdwk o! o !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 24695
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 17:10
