Farakely (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga aho dia nanoroka ny takolakao
Nefa ianao toa tsy mba nangoraka ahy
Angamba kosa pvqbmlzk efa lao

Mba hitanao tokoa va re
Ireto masoko mitoloko o ! o ! o !
Mitady fitiavana be dia be
Mba hampitony ny foko

Nangarika fotsiny ianao
Ka nanao jado-tongotra
Malama anie ny bgerflye lalana ho diavinao
Ka sao ianao ho potraka

o ! o ! o !
Dia handao ahy tokoa ve ianao
Ry Farakely o ! o ! !
Fo maratra anie no sisa navelanao
o ! o ! o !

Nefa ianao sao mihevitra
Fa izaho hanaraka anao
Ry Farakely mahalasa eritreritra
Zory tononkira.serasera.org ny lalanao o blqbo ! o! o!
Ry Farakely mahalasa eritreritra
Zory ny lalanao o ! o! o !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1565