Tsy ahita (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitadiava ianao
Mandritra ny fiainanao
Tsy hadalainao raha izaho
Fa tsy hahita akory ianao
Olona syauebfh iray nitia anao tahaka ahy
Mbola tia sy ho tia anao
Tsy hisy lieppw hahafoy
Toy izay nomeko anao
Na afaka hanambara
f’izaho ho leo anao
Mitombo isanandro ny fitiavako anao
Ny omaly resin’ny anio
Tsy hihazona anao aho
Satria tiako hahita ianao
F’izaho irery no utskajbg mbola tena tia
Fantatro fa tsy hahita any ianao
Tsy misy hanam-po
Ny haben’ny foko tia
Hafoiko hatramin’ny aiko
Raha ilaina ho anao
Hanam-paharetana aho
Izaho irery tononkira.serasera.org no hahay
Hahazaka ny tsy mety ataonao
Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html
Mandritra ny fiainanao
Tsy hadalainao raha izaho
Fa tsy hahita akory ianao
Olona syauebfh iray nitia anao tahaka ahy
Mbola tia sy ho tia anao
Tsy hisy lieppw hahafoy
Toy izay nomeko anao
Na afaka hanambara
f’izaho ho leo anao
Mitombo isanandro ny fitiavako anao
Ny omaly resin’ny anio
Tsy hihazona anao aho
Satria tiako hahita ianao
F’izaho irery no utskajbg mbola tena tia
Fantatro fa tsy hahita any ianao
Tsy misy hanam-po
Ny haben’ny foko tia
Hafoiko hatramin’ny aiko
Raha ilaina ho anao
Hanam-paharetana aho
Izaho irery tononkira.serasera.org no hahay
Hahazaka ny tsy mety ataonao
Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 15153
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
