Ny zanakao jereo (Voahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy anao raiky lehilahy eto an-tany
Tsy karanao no hampitomany
Ny zanakao sarobidy
Nilaozanao nandositra adidy
Ny vehivavy koa maro gomza be
Izany no nahatonga anao handeha
Natakalonao hadalana a a a
Ny zanakao tavela an-tanana
Na dia fy aza ny kilalao
Ny zanakao aza atao an-kilabao
Na bwwi dia misy ny vehivavy tiana ô ô ô
Ny zanakao likha aza ariana.
Mba marina e
La vie, sôman’olon-jiaby
Ny lehilahy mijoro amin’ny fiainana
Tsy mba manary zaza e
Izay hohanina anio tadiavina
Ny rahampitso koa torak’izany
Ny vadinao efa mitotototo
Ny zanakao jereo fa mihadonto
Tsy mety anie ny tononkira.serasera.org ataonao ahy
Mipodiana hianao fa lehilahy
Na dia mamy raha ataonareo ô ô ô
Ny zanakao mba jereo
Tsy karanao no hampitomany
Ny zanakao sarobidy
Nilaozanao nandositra adidy
Ny vehivavy koa maro gomza be
Izany no nahatonga anao handeha
Natakalonao hadalana a a a
Ny zanakao tavela an-tanana
Na dia fy aza ny kilalao
Ny zanakao aza atao an-kilabao
Na bwwi dia misy ny vehivavy tiana ô ô ô
Ny zanakao likha aza ariana.
Mba marina e
La vie, sôman’olon-jiaby
Ny lehilahy mijoro amin’ny fiainana
Tsy mba manary zaza e
Izay hohanina anio tadiavina
Ny rahampitso koa torak’izany
Ny vadinao efa mitotototo
Ny zanakao jereo fa mihadonto
Tsy mety anie ny tononkira.serasera.org ataonao ahy
Mipodiana hianao fa lehilahy
Na dia mamy raha ataonareo ô ô ô
Ny zanakao mba jereo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VoahangyVangy : 5394
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 11/02/2007 21:52
