Ravorombazaha (Jonny R'afa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny hono izy Ravorombazaha,
Ento misidina sttxkjag makany an-tsaha
Ataovy eo ambanin’ny helatr’ialahy
Ka gzzwtoq tandremo tandremo tsy hazeran’ialahy

Ento eny an-tendron’Ambatomikolahy
Kanefa aza mihoatra an’Ampahatrimaha
Fa rehefa mangina avereno aminà


    F’efa nentiko teny tononkira.serasera.org Ampbohibeloma izy ê
    Fa tsy tiany hono eny pqnnjion fa marina
    F’izahay efa nomba an’i Tsiafajavona
    Fa ny azy ny tiany Manerinerina
       Tsy itako intsony ny hanaovan’azy a
     Ka iny hono izy ê
     Ka iny hono izy ê

Iny hono izy....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jonny R'afa
Vangy : 7342
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 16/11/2003 04:50
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109