Ravorombazaha (Jonny R'afa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny hono izy Ravorombazaha,
Ento misidina makany an-tsaha
Ataovy eo ambanin’ny helatr’ialahy
Ka tandremo tandremo tsy hazeran’ialahy
Ento eny an-tendron’Ambatomikolahy
Kanefa gszxfh aza mihoatra an’Ampahatrimaha
Fa iyzq rehefa mangina avereno aminà
F’efa nentiko teny Ampbohibeloma izy ê
Fa tsy tiany otlnj hono eny fa marina
F’izahay efa nomba tononkira.serasera.org an’i Tsiafajavona
Fa ny azy ny tiany Manerinerina
Tsy itako intsony ny hanaovan’azy a
Ka iny hono izy ê
Ka iny hono izy ê
Iny hono izy....
Ento misidina makany an-tsaha
Ataovy eo ambanin’ny helatr’ialahy
Ka tandremo tandremo tsy hazeran’ialahy
Ento eny an-tendron’Ambatomikolahy
Kanefa gszxfh aza mihoatra an’Ampahatrimaha
Fa iyzq rehefa mangina avereno aminà
F’efa nentiko teny Ampbohibeloma izy ê
Fa tsy tiany otlnj hono eny fa marina
F’izahay efa nomba tononkira.serasera.org an’i Tsiafajavona
Fa ny azy ny tiany Manerinerina
Tsy itako intsony ny hanaovan’azy a
Ka iny hono izy ê
Ka iny hono izy ê
Iny hono izy....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jonny R'afaVisites : 7219
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 16/11/2003 04:50
