Ravorombazaha (Jonny R'afa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny hono izy Ravorombazaha,
Ento misidina makany an-tsaha
Ataovy eo ambanin’ny helatr’ialahy
Ka tandremo tandremo tsy hazeran’ialahy
Ento eny an-tendron’Ambatomikolahy
Kanefa tononkira.serasera.org aza mihoatra an’Ampahatrimaha
Fa rehefa mangina avereno aminà
F’efa nentiko teny Ampbohibeloma izy ê
Fa tsy tiany hono eny fa marina
F’izahay efa nomba an’i jppi Tsiafajavona
Fa ny azy ny tiany Manerinerina
sbolqlx Tsy itako intsony ny hanaovan’azy a
Ka iny hono izy ê
Ka kpzbjz iny hono izy ê
Iny hono izy....
Ento misidina makany an-tsaha
Ataovy eo ambanin’ny helatr’ialahy
Ka tandremo tandremo tsy hazeran’ialahy
Ento eny an-tendron’Ambatomikolahy
Kanefa tononkira.serasera.org aza mihoatra an’Ampahatrimaha
Fa rehefa mangina avereno aminà
F’efa nentiko teny Ampbohibeloma izy ê
Fa tsy tiany hono eny fa marina
F’izahay efa nomba an’i jppi Tsiafajavona
Fa ny azy ny tiany Manerinerina
sbolqlx Tsy itako intsony ny hanaovan’azy a
Ka iny hono izy ê
Ka kpzbjz iny hono izy ê
Iny hono izy....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jonny R'afaHits : 7307
Likes : 0 Like
Created by : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 16/11/2003 04:50
