Berevo (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana e! wdquv nareo e!(2)
No mijerijery thva ny vohitray
Ao atsimotsimon’i Vohitsara
Sendra nitazana am-baravarana
Nahita vahiny namoha vavahady aho a!
Vahinin’iza e(2) vahininay a!
Lavi-dalana ianao a!(2)
Rehefa tononkira.serasera.org mijery ny vohitray a!
Ao atsimotsimon’i vohitsara
Fafafafao ao avara-patana
Mahazo mandroso izato vahiny aho a!
vahinin’iza e! (2) vahininay a!
Mianavaratra ianao a! (2)
Vangivangio ny akamanay
Fa izy hono miasa
Ka tsy afa-mamangy e! e!
Mianatsimo any mgdukt ianao(2)
Mivilia ao Manakara
Veloma masimasinin’i zaklina a!
Olon’iza e! (2) tsy mahatsiaro
RABEKOTO HONORE AUGUSTIN
No mijerijery thva ny vohitray
Ao atsimotsimon’i Vohitsara
Sendra nitazana am-baravarana
Nahita vahiny namoha vavahady aho a!
Vahinin’iza e(2) vahininay a!
Lavi-dalana ianao a!(2)
Rehefa tononkira.serasera.org mijery ny vohitray a!
Ao atsimotsimon’i vohitsara
Fafafafao ao avara-patana
Mahazo mandroso izato vahiny aho a!
vahinin’iza e! (2) vahininay a!
Mianavaratra ianao a! (2)
Vangivangio ny akamanay
Fa izy hono miasa
Ka tsy afa-mamangy e! e!
Mianatsimo any mgdukt ianao(2)
Mivilia ao Manakara
Veloma masimasinin’i zaklina a!
Olon’iza e! (2) tsy mahatsiaro
RABEKOTO HONORE AUGUSTIN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 5759
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofo
Daty : 20/01/2003 16:28
