Berevo (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana e! nareo e!(2)
No mijerijery ny vohitray
Ao atsimotsimon’i Vohitsara
Sendra nitazana blvkak am-baravarana
Nahita vahiny namoha vavahady aho a!
Vahinin’iza e(2) vahininay a!
Lavi-dalana ianao a!(2)
Rehefa mijery ny vohitray tononkira.serasera.org a!
Ao atsimotsimon’i vohitsara
Fafafafao ao avara-patana
Mahazo mandroso izato shdqbso vahiny aho a!
vahinin’iza yaerrbc e! (2) vahininay a!
Mianavaratra ianao a! (2)
Vangivangio ny akamanay
Fa izy hono miasa
Ka tsy afa-mamangy e! e!
Mianatsimo any ianao(2)
Mivilia ao Manakara
Veloma masimasinin’i zaklina a!
Olon’iza e! (2) tsy mahatsiaro
RABEKOTO HONORE AUGUSTIN
No mijerijery ny vohitray
Ao atsimotsimon’i Vohitsara
Sendra nitazana blvkak am-baravarana
Nahita vahiny namoha vavahady aho a!
Vahinin’iza e(2) vahininay a!
Lavi-dalana ianao a!(2)
Rehefa mijery ny vohitray tononkira.serasera.org a!
Ao atsimotsimon’i vohitsara
Fafafafao ao avara-patana
Mahazo mandroso izato shdqbso vahiny aho a!
vahinin’iza yaerrbc e! (2) vahininay a!
Mianavaratra ianao a! (2)
Vangivangio ny akamanay
Fa izy hono miasa
Ka tsy afa-mamangy e! e!
Mianatsimo any ianao(2)
Mivilia ao Manakara
Veloma masimasinin’i zaklina a!
Olon’iza e! (2) tsy mahatsiaro
RABEKOTO HONORE AUGUSTIN
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 5758
Likes : 0 Like
Created by : Solofo
Date : 20/01/2003 16:28
