Aza manary toky (Vetson'Androy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ange zato ianao
No milofika tahak'izao.
Hita sxovkofe misoritra eo an-kandrinao
Fa ory ianao
Inona ary no tsy tononkira.serasera.org zakanao
Ka mandreraka anao toy izao
Ny fiainana ve no tsy pksy tantinao.
Mitrakà ka aza kivy
Raha sendra izay mangidy
Mijoroa, bcar ka mahereza
Atanjaho ny saina.
No milofika tahak'izao.
Hita sxovkofe misoritra eo an-kandrinao
Fa ory ianao
Inona ary no tsy tononkira.serasera.org zakanao
Ka mandreraka anao toy izao
Ny fiainana ve no tsy pksy tantinao.
Mitrakà ka aza kivy
Raha sendra izay mangidy
Mijoroa, bcar ka mahereza
Atanjaho ny saina.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'AndroyVisites : 7031
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 22/06/2019 23:02
