lasa aho (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lasa aho
voatery handeha tsy maintsy miasa cfydjds aho
nanoroka ahy ianao toy ny fanaonao
isan’andro
vetivety aho
hiverina eto indray
vetivety aho
hiverina eto indray
ohatran’ny lpms omaly (2)
tonga aho
maika ery ny hahita anao aho
tsy nitsena ianao toy ny fanaonao
isan’andro
nierikerika aho
niantsoantso anao
nierikerika aho
niantsoantso tononkira.serasera.org anao
tsisy namaly kuirwb (2)
tsisy namaly (2)
voatery handeha tsy maintsy miasa cfydjds aho
nanoroka ahy ianao toy ny fanaonao
isan’andro
vetivety aho
hiverina eto indray
vetivety aho
hiverina eto indray
ohatran’ny lpms omaly (2)
tonga aho
maika ery ny hahita anao aho
tsy nitsena ianao toy ny fanaonao
isan’andro
nierikerika aho
niantsoantso anao
nierikerika aho
niantsoantso tononkira.serasera.org anao
tsisy namaly kuirwb (2)
tsisy namaly (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 7211
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angovo
Daty : 30/08/2004 03:28
