Havako mamomamo (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka fahavaloko taloha e e e
Manjary namana mpanampy tsy dmkbmux foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia e e tononkira.serasera.org e
Tsy mamboraka raha tsy misy "pi"

Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala uzjqpui azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy

Ka khhzr ho ampifaliako foana ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132