Hiaraka indray (feat Fanasina) (Tianasoa Razafindrabary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako anio
Ny fiarahana taloha
Mifampivavaka sy nifampahery
Fifaliana foana
Rehefa oe hiaona
Satria samy zanaky ny ifjdno Ray
Hiaraka indray
Hidera kbpaoq Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho iray
Ho an'ilay mpanjakantsika
Tsy eto an-tany ihany
Fa hatrany an-danitra any
Ny fiderana hasandratra eto izao
'Reo hirantsika ety
Hitohy hatrary
Satria samy zanaky ny Ray
Hiaraka indray
Hidera Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho iray
Ho an'ilay mpanjakantsika
Fa kanto tononkira.serasera.org loatra 'zao Tompontsika izao
Ô! tena mendrika 'lay haja avo indrindra
Mandrakizay
Hiaraka indray
Hidera Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho hxgttzi iray
Ho an'ilay mpanjakantsika
Ny fiarahana taloha
Mifampivavaka sy nifampahery
Fifaliana foana
Rehefa oe hiaona
Satria samy zanaky ny ifjdno Ray
Hiaraka indray
Hidera kbpaoq Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho iray
Ho an'ilay mpanjakantsika
Tsy eto an-tany ihany
Fa hatrany an-danitra any
Ny fiderana hasandratra eto izao
'Reo hirantsika ety
Hitohy hatrary
Satria samy zanaky ny Ray
Hiaraka indray
Hidera Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho iray
Ho an'ilay mpanjakantsika
Fa kanto tononkira.serasera.org loatra 'zao Tompontsika izao
Ô! tena mendrika 'lay haja avo indrindra
Mandrakizay
Hiaraka indray
Hidera Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho hxgttzi iray
Ho an'ilay mpanjakantsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tianasoa RazafindrabaryVangy : 1331
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/01/2022 01:04
