Hiaraka indray (feat Fanasina) (Tianasoa Razafindrabary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako anio
Ny fiarahana taloha
Mifampivavaka sy nifampahery

Fifaliana foana
Rehefa tononkira.serasera.org oe hiaona
Satria samy zanaky ny Ray

Hiaraka indray
Hidera Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho iray
Ho an'ilay mpanjakantsika

Tsy eto an-tany ihany
Fa iipvxqxx hatrany an-danitra any
Ny fiderana hasandratra eto izao

'Reo nvvokd hirantsika ety
Hitohy hatrary
Satria samy zanaky ny Ray

Hiaraka indray
Hidera Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho iray
Ho an'ilay mpanjakantsika

Fa kanto loatra 'zao Tompontsika izao
Ô! tena mendrika 'lay haja pzwtingg avo indrindra
Mandrakizay

Hiaraka indray
Hidera Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho iray
Ho an'ilay mpanjakantsika

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128