Tsy ho rava (Parh-Shon & Voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niorina ato am-poko 'lay fitia
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko fvrxsyld manontolo oykv
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika
Fa tsy tandrifim-pitiavana tononkira.serasera.org ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra ao anaty
'Zaho sy ianao uulw
Hiaraka hatrany
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko fvrxsyld manontolo oykv
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika
Fa tsy tandrifim-pitiavana tononkira.serasera.org ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra ao anaty
'Zaho sy ianao uulw
Hiaraka hatrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Parh-Shon & VoaryVangy : 5175
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/04/2019 13:48
