Bedy (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bedin’i Dada aho raha misakaiza amin-indry
Bedin’i Neny aho raha manambady andry
Bedin’i Zoky aho raha indry no hizarana fitia
Bedin’ni Zandry aho fa ho rava angamba izy ity
Tena bedy aho reitsy fa tsy haratsian-doha sanatria
Efa mihoatra ny fefy tononkira.serasera.org ka aleo dia mizara ny dia
I Dada mihitsy anie nahita anao nandeha
BMW an’ny vazaha be
Mody aferafera mihidy aman-trano ela
Miverina avy any efa mamofompofon-dabiera
I Neny aza gaga fa nahita anao tsy nahy
Nifampitantana teny an-tsenan-joma
Izaho aza niala pà angamba cousin-ny hoy aho
Inona akory fa mba henatr’olona ny cqxjcrf ahy
Satria tsy tarehy no vadiana
Ny harena aza mbola aoriana
Ny fanahy mantsy no tsy voavidy cjmzo vidiana
Na hiova aza ianao toa tsy ho tafavoaka
Tsy ny tany no fady fa wnwjeez loza ny vavam-bahoaka

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 4857
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/02/2017 14:57