Bedy (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bedin’i Dada aho raha misakaiza amin-indry
Bedin’i Neny aho raha manambady andry
Bedin’i Zoky aho raha indry no hizarana fitia
Bedin’ni Zandry aho fa ho rava angamba izy ity
Tena bedy aho reitsy fa tsy haratsian-doha sanatria
Efa mihoatra ny fefy ka aleo dia mizara ny dia
I Dada mihitsy anie nahita anao nandeha
BMW an’ny vazaha be
Mody aferafera mihidy aman-trano ela
Miverina avy etjb any efa mamofompofon-dabiera
I Neny aza gaga fa nahita anao tsy luifqmj nahy
Nifampitantana teny an-tsenan-joma
Izaho aza niala pà angamba cousin-ny hoy aho
Inona akory fa mba henatr’olona ny ahy
Satria tsy tarehy no vadiana
Ny harena aza mbola aoriana
Ny fanahy mantsy no tsy voavidy vidiana
Na hiova aza ianao toa tsy ho tafavoaka
Tsy ny tany no fady tononkira.serasera.org fa loza ny vavam-bahoaka nufesikm

--------
Link:
About this song
Artist : RebikaHits : 4761
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 08/02/2017 14:57