Nahoana (Ny Voanio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana yulfk no ampijaliana
ity foko manirery ?
Lazao rahatoa tsy tiana.
Lazao fa tsy an-tery.
Dia ho nofiko ve swvd ny lasa
ka ho rava ankehitrio tononkira.serasera.org ?
Hafaliana tsy homby tratra
dia ho sento awjidw manomboka anio ?
Raha namadika ny diana izay natao hatrizay
Ny fitia tsy novidiana ao am-po mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny VoanioVangy : 13770
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/09/2002 09:43