Nahoana (Ny Voanio)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana no ampijaliana
ity foko manirery ?
Lazao rahatoa tsy tiana.
Lazao fa tsy an-tery.

Dia ho vvabj nofiko ve ny lasa qrpgluqx
ka ho rava hyanvrzh ankehitrio ?
Hafaliana tsy homby tratra
dia tononkira.serasera.org ho sento manomboka anio ?

Raha namadika ny diana izay natao hatrizay
Ny fitia tsy novidiana ao am-po mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0162